Ny mety sy ny tsy mety amin'ny fampiasam-bola shinoa eo amin'ny sehatry ny fitrandraham-bolamenan'i ... CC BY  — Fehezin'i Shina ny maherin'ny 75 isanjaton'ny volamenan'i Tajikistan, mitera-bola goavana ho an'ny governemanta tajik izany fa manimba kosa ny olompirenena sy ny rohivoary. ... Global Voices 3 hr
Iza i Aya Nakamura, ilay mpanakanto nambara fa hanokatra ny Lalao Ôlaimpika Parisy 2024? CC BY  — Anisan'ireo mpanakanto nambara hanokatra ny JO 2024 i Aya Nakamura, frantsay mpanakanto, saingy niteraka resabe teny anivon'ny vahoaka frantsay ny nisafidianana ilay vehivavy mpihira. ... Global Voices 18 hr
Melohin'ny ‘Faktograf’ mpanamarina tranga ny fikasihan-tànana nataon'ireo sampan-draharaha kroaty ta... CC BY  — Manameloka ilay fanafihana tamin'ny 16 Jolay tany akai;kin'ny Zadar, nanjo ilay mpanao gazety efa nahazo fankasitrahana, Melita Vrsaljko, daholo ireo fikambanana mpanamarina tranga sy fikambanana mpanao gazety. Melita dia mpanangom-baovao momba ireo olan'ny tontolo iainana ary mpanamarina tranga ho an'ny Faktograf, sampana kroaty mpanamarina tranga ... Global Voices 18 hr
‘Gasolinazo’: nanao diabe nanohitra ny fiakaran'ny vidin'ny lasantsy napetraky ny filoha Daniel Nobo... CC BY  — ”Nanao diabe nanerana ny arabe tao an-drenivohitra ireo fikambanana ara-tsosialy niaraka tamin'ny hira, afisy ary sora-baventy mihiaka ny teny filamatra hoe “Mivondròna ianareo vahoaka, mivondròna hiady amin'ity governemanta neoliberaly ity”. ... Global Voices 1 d
Taratry ny fisandratan'ny tenisy an-tsezankodiarana ao Afrika Atsimo ny fandresen'i Kgothatso Montja... CC BY  — "Tsy fandresena ho an'ny tena manokana ihany ny fandreseny fa fotoana manan-danja ihany koa ho an'ny tenisy an-tsezankodiarana ao Afrika, manome aingam-panahy ho an'olona tsy tambo isaina miatrika fanamby mitovy aminy ao Afrika Atsimo sy manerana ny kaontinanta amin'ny ankapobeny." ... Global Voices 2 d
Any Nepal, rehefa mandeha ny yaks, toy izay koa ny kolontsaina CC BY  — Tsy mitsahatra ny mihena ireo Yaks, izay fahiny dia andrin'ny kolontsain'ireo vondrom-piarahamonina ao Himalaya ao Nepal, noho ny fiovàn'ny fomba fiaina, ny fifindramonin'ny olombelona, ny firaisan'ny mitovy rà, ary ny fiantraikan'ny fiovàn'ny toetrandro ... Global Voices 2 d
Mpikatroka teratany Montagnard nosamborina tany Thailandy, manohitra ny fandefasana azy any Vietnam CC BY  — “Ny raharaha Y Quynh Bdap dia maneho mazava tsara ny ezak'ireo manampahefana Vietnamiana hampihatra ny famoretana lava-tanana amin'ireo mpiaro ny zon'olombelona any ivelan'ny sisintaniny manokana.” ... Global Voices 3 d
Handray anjara amin'ireo Lalao Olaimpika fa amin'ny anaran'ny tenany, tsy miandàny, ny sasany amin'i... CC BY  — Tany am-boalohany, fanasàna niisa 36 no voarain'ireo Rosiàna atleta avy amin'ilay kaomity, ary 27 ny an'ireo Belarosiàna atleta.  Kanefa, ny sasany tamin'ireo nasaina no nandà avy hatrany na nanaiky aloha dia avy eo nandà indray ... Global Voices 3 d
Zavamahagaga nabontsina sa fasana? Nahazo eso ny rantin'i Hong Kong CC BY  — Maro no nilaza fa toy ny vato fasana ilay “Stonehenge nabontsina” miloko fotsy ary toy ny lay maitso ampiasain'ny polisy hanaronana faty aorian'ny lozam-pifamoivoizana ireo “Pyramide nabontsina” mirehitra maitso ... Global Voices 4 d
Ady amin'ny olontsotra: Fomba fanakendàn'ny fandraràna VPN ataon'ny ‘junta’ amin'ny fifandraisana ao... CC BY  — "Tsy tokony hataon'ny olona ho ambanin-javatra ny zavatra ataon'ny fitondràna. Etsy ankilan'izay, tsy tokony ho resin-tahotra amin'ny tsy misy antony ry zareo. Tsy ho vitan'ny fitondràna ny hanara-maso ny zavatra rehetra." ... Global Voices 5 d
Ny olan'ny “Yan Daudu”: Mamakivaky ny maha-izy ny pelaka pre-islamika any Nizeria maoderina CC BY  — Ny teny hoe "Yan Daudu", nadika hoe "Zanak'i Daudu", dia manondro lehilahy mitoe-behivavy ao amin'ny Hausa, foko iray any avaratr'i Nizeria. ... Global Voices 5 d
Ny fifandirana pôlitika amin'i Ekoatora, tombony ho an'i Meksika CC BY  — Mizara ho tendro ideôlôjika roa i Amerika Latina, fa rehefa ny fifandirana diplaomatika ao Ekoatora no resahana, marobe ireo tonga nanatevina laharana an'i Meksika ... Global Voices 6 d
Nankatoavin'ny Fondation Wikimédia tamin'ny fomba ofisialy ny Wikimédia Madagasikara CC BY  — Manomboka ny vanim-potoana vaovao ho fampiroboroboana ny vakoka eto Madagasikara noho ny fankatoavana ofisialy ny vondrom-piarahamonina Wikimedia Madagascar avy amin'ny Wikimedia Foundation. ... Global Voices 6 d
Dera ivelan'ny firenena fa tsikera anatin'i Mongolia no azon'ny fanamiana olaimpikan'ny firenena CC BY  — Tsikerain'ny Môngôl ny Michel&Amazonka ho tsy manana fahaiza-mamorona sady kianiny ho mamerina ny fitafy Manchu avy amin'ny vahoaka Manchu, foko vitsy an'isa avy ao Shina. ... Global Voices 1 w
Ao Trinité-&-Tobago, tena iainana ny fiadiana amin'ny FOMO CC BY  — Nampivanàka ireo mpampiasa tambajotra sôsialy ny ramatoa iray minisitra fahiny nisahana ny toebola no nandingana fefy mba ho afaka hanatrika ny fandevenana an'i Basdeo Panday,, iilay praiminisitra taloha, ... Global Voices 1 w
Nanakatona ny departemanta siansa politika ao aminy ny iray amin'ny oniversite liberaly ao Rosia CC BY  — Rehefa tonga ny fanafihana feno an'i Okraina tamin'ny Febroary 2022, maro amin'ireo oniversite liam-pandrosoana teo aloha no nandray fepetram-politika fandalàna nentin-drazana noho ny faneren'ny fanjakana na noho ny fanapahan-keviny manokana ... Global Voices 1 w
Tetezana ara-kolontsaina Pôlôney-Taiwanais: Resadresaka nifanaovana tamin'ny mpandika teny Wei-Yun L... CC BY  — Mifanalavitra ara-jeôgrafika sy ara-kolontsaina i Taiwan sy Pôlônina, kanefa mifampizara tantara lava momba ny fifandraisana izy roa tonta, araka ny fanazavan'i Lin Wei-Yun Górecka, mpandika teny sy mpikaroka any Taiwan, tamin'nyy Global Voices ... Global Voices 1 w
Môldavy roa mpitifitra amin'ny tsipìka no hitondra ny fanevam-pireneny amin'ny lalao Olaimpika CC BY  — Ahitana atleta 26 amin'ireto taranjam-panatanjahantena manaraka ireto ny ekipan'i Môldavia : tolona, ​​fivoy lakana sy kayak, fitaingenan-tsoavaly, atletisma, fitifirana,  mitifitra tsipìka ary fibatana fonjamby.  ... Global Voices 1 w
Maoritania: mpisava làlana amin'ny fahalalahana maneho hevitra ao Afrika CC BY  — Araka ny tondro navoakan'ny RSF momba ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety, Maoritania no lohalaharana amin'ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety ao amin'ny kaontinanta Afrikana sy any amin'ny tontolo Arabo. ... Global Voices 1 w
Nihen-danja ny rivo-doza Beryl rehefa avy nandravarava an'i Karaiba, saingy mety mbola hitondra faha... CC BY  — Tombanana ho fito farafahakeliny hatreto ny isan'ny maty nandritra ny fandalovan'i Beryl, mahagaga raha jerena ny haben'ny fahapotehan'ny fotodrafitrasa, ny tranobe ary ny tontolo voajanahary. ... Global Voices 1 w
Ny toerana manahirana tànan'i Shina ao anatin'ny tetezamita ara-angovo diavin'i Afrika CC BY  — Fahafahana mahazo herinaratra ho an'olona an'arivony maro no entin'ny fampiasambolan'i Shina amin'ny sehatry ny angovo madio any amin'ireo firenena ao Afrika Atsinanana. ... Global Voices 1 w
Noafahana tamin'ny faha-85 taonany ny gadra politika zokiolona indrindra ao Philippines CC BY  — "Tsy misy teny mahalaza ny hafaliako. Haavon'ny lanitra ny hafaliako." ... Global Voices 1 w
Beryl any Jamaika, ny lokon-dranomasina CC BY  — 'Ny tena maharary indrindra ho an'ny nosy amin'ny ankapobeny dia ny aorian'ny rivo-doza. Niharihary hatrany fa nisy faharavana goavana nitranga tany amin’ny faritra maro..' ... Global Voices 1 w
Manimba ny asan'ireo mpiompy any Himalaya ny krizy ara-toetrandro CC BY  — Manakana ny fitomboan'ny ahitra any amin'ny kijàna avo any Rukumn distrika atsinanan'i Népal, ny hain-tany amin'ny ririnina sy ny fahataran'ny filatsahan'ny oram-panala, ka mampidi-doza ny isan'ny ondry ao an-toerana ary manery ireo mpiandry ondry hiala amin'ny asany. ... Global Voices 1 w
Sakafo enina mampiavaka kokoa an'i Hong Kong CC BY  — Nifidy tsakitsaky ny tanora Hong Kong izay maneho indrindra ny sakafo ao Hong Kong. Ny mpandresy tamin'izany dia ny tarta atody, mofo mananasy, gauffre atody, dite ronono, siu mai ary trondro baolina carry. ... Global Voices 2 w
Kamerona : manimba ireo vondrom-piarahamonina indizeny sy ny bibidia ireo ezaka fanitàrana ny fambol... CC BY  — « Takianay amin'ny governemanta ny hamerenana ny alanay sy hanampiana anay hiaro azy. Ilainay ny ala mba hampianarana ny kolontsainay amin'ireo taranakay» ... Global Voices 2 w
Nahatsara fisoloantena kokoa ao amin'ny parlemanta ny rafi-pifidianana vaovao ao Mongolia CC BY  — Sambany teo amin'ny tantaran'ny firenena no nahazo toerana tao amin'ny parlemanta ny antoko politika miisa dimy. ... Global Voices 2 w
Stats4Community: Ireo lahatsoratra malazan'ny mey 2024 CC BY  — Ao anaty ezaka mba hisian'ny mangarahara kokoa momba ny mpamaky anay isam-bolana no anaovanay ny andiany Stats4Community, izay izaranay isam-bolana ny torohay vaovao momba ireo tantara malaza indrindra aty aminay. ... Global Voices 2 w
Miaina tsy misy aterineto ny vahoaka maoritaniàna nanomboka ny ampitson'ny fifidianana filoham-piren... CC BY  — Ao amin'ny Repoblika Islamikan'i Maoritania, manamarika be ny vanim-potoanan'ny fifidianana ny fanapahana tanteraka ny aterineto taorian'ireo hetsipanoherana tao amin'ny firenena ... Global Voices 2 w
Ivon'ny andavanandrom-piainana ao Maoritania ny fisotroana dite CC BY  — Ao Maoritania, anisan'ny lova ara-kolontsain'ilay firenena ny dite. Sotroina amin'ny ora rehetra, manome toerana ny fombafomba tena ilaina ho an'ny fampifankahazoana sôsialy izy. ... Global Voices 2 w
‘Tsy afaka ny ho kivy izahay’: Mpikatroky ny Reny Natiora mihaika ny didy fanamelohana ao Kambodza CC BY  — Mpikatroka folo ara-tontolo iainana no hita fa nanevateva ny mpanjaka sy nikomy tamin'ny governemanta amin'ny raharaha mifandraika amin'ny fanentanana momba ny rariny ara-tontolo iainana fanaony. ... Global Voices 2 w
Simenitra araraka an-tanimbary ao Nepal CC BY  — Nanembantsembana ny sehatrasa fambolen-bary ao Nepal ny fahataràn'ny orana, ny hafanana mitarazoka, ny fiitaran'ny tanàndehibe haingana, ary ny fiovaovan'ny toetr'andro, izay mahatonga ilay firenena mpanondram-bary ho lasa mpanafatra izany. ... Global Voices 2 w
Fiodinana jeôstratejika: Nisintaka tsy ho ao amin'ny CEDEAO i Borkina-Fasô, Mali ary Nizera CC BY  — Borkina-Faso, Mali ary Nizera, nisintaka tsy ho anisan'ny Communauté Économique des États de l'Afrique de l'Ouest (CEDEAO / ECOWAS) intsony, taorian'ny niampangàn'ilay andry ireo fanonganam-panjakàna nataon'ny tafika ... Global Voices 2 w
Fanovana ao anatin'ny fanohizana ny fifidianana filoha vaovao ao Tchad: Antsafa nifanaovana tamin'i ... CC BY  — Ny ampitson'ity fifidianana nanamarika ny fiafaran'ny tetezamita ara-miaramila ity, dia naneho ny faniriany hisian'ny fiovana lalina manoloana ny fanamby ara-toekarena amin'izao fotoana izao ny Tchadiana ... Global Voices 2 w
Ireo Afrikàna Tatsimo maneho hevitra manoloana ny governemanta vaovao fiaraha-mitantana tarihan'i Cy... CC BY  — "Tsy governemantan'ny fampiraisam-pirenena io. Fiaraha-mitantana goavana iarahan'ny ANC sy ny renivolan'ireo fotsy hoditra mpanao ampihimamba io" ... Global Voices 3 w
Fandinihana ny lasan'i Nepal: Tafatafa nifanaovana tamin'ilay mpanao gazety sady mpanoratra Mohan Ma... CC BY  — Niantsafa an'i Mainali tamin'ny alàlan'ny mailaka ny Global Voices mba hijery ny maha-zava-dehibe ny toe-javatra ara-tantara amin'ny famolavolana ny hoavin'i Nepal ary hanainga kokoa ny fankasitrahana ny vakoka maro ao amin'ny firenena. ... Global Voices 3 w
Raha miomana ny hizàka ny dona mivantana i Jamaika, manomboka kosa ireo ezaka fanampiana an'ireo nos... CC BY  — Mety hahavariana an'ireo manampahaizana manokana amin'ny toetrandro ny maha-miavaka an'i Beryl, fa ireo singa mahatonga an'i Beryl hisongadina kosa dia atahoran'ireo voa matetika ho lasa fenitra ... Global Voices 3 w
Jamaika miandry an'i Beryl CC BY  — "Fantatro avy amin'ireo rivomahery efa nandalo izany, hianjera ny hazo, hikorisa ireo tehezan-tendrombohitra, hiova endrika ny morontsiraka. Ary hisy ny faharavàna, angamba ho faharavàna mahatsiravina, eto [amin'ny nosy]" ... Global Voices 3 w
Ny zanakavavin'ny mpiray tampo aminy ihany no migafy ny fanavaozana ny fomba(n-drazana) nataon'ny fi... CC BY  — Nampirefotra ny asan'ireo manampahefana eo ampamolavolàna indray ireo fomban-drazana amin'ny fankalazana ireo zavatra lehibe amin'ny fiainana ilay lanonam-pifamofoana mihoa-pampana. ... Global Voices 3 w
Ny lalamby Shina-Kyrgyzstan-Uzbekistan: ny fanantenana sy ny ahiahy CC BY  — Hampiditra bebe kokoa an'i Kyrgyzstan amin'ny lalan'ny varotra Aziatika Afovoany ny lalana ary mety hanokatra lalam-pitaterana vaovao mankany amin'ireo firenena Eoropeanina sy any amin'ny Helodrano. ... Global Voices 3 w
Ny antony mampalaza ao Afrika ireo vaovao momba an'i Kenya CC BY  — Marobe ireo Afrikàna tanora no mampiasa media sôsialy mba hiarahabàna ireo olompirenena keniàna noho ny fahasahian-dry zareo sy ny faharetany, no sady mandrisika ihany koa ireo tanora hafa any amin'ny firenen-dry zareo hanaraka ny ohatra omen'ireo Keniàna. ... Global Voices 3 w
Ao Ginea, tsy vonona hanolotra fahefana amin'ny sivily ny tafika CC BY  — Ao Ginea, toa tsy mbola hisy alohan'ny 2025 ny ho famerenana ny fahefana ho eny am-pela-tànan'ny sivily, taorian'ireo fanambaràna nataon'ireo manampahefan'ny tafika hanalava ny faharetan'ny tetezamita. ... Global Voices 3 w
“Dòm-boninkazo” itakìn'ny olom-pirenena ao Myanmar ny famotsorana ilay mpitarika Aung San Suu Kyi CC BY  — "Te-hisaotra azy aho naharitra hatramin'izao ary maniry azy ho ela velona sy ho salama ka mba hahita ny fandresen'ny revolisiona." ... Global Voices 3 w
Ny fiongotana amin'ny fanjanahantany, ny krizin'ny toetrandro, ary ny fanatsarana ny fanofanan'ny me... CC BY  — "Tokony ho bebe kokoa ny tatitra iraisampirenena miresaka ireo 'tantara miafina' an'i Pasifika tahaka ny resaka fialana amin'ny fanjanahantany tsy mety voavaha." ... Global Voices 3 w
Fanalavàna ny faharetan'ny tetezamita ao Afrika Andrefana: fandalinan'i Komlan Avoulete CC BY  — Hatramin'ny 2020, maro ireo andiana fanonganam-panjakàna niainan'ny faritra andrefan'i Afrika: Mali, Borkina-Fasô, Gunea ary Nizera. Hatramin'ny androany, tsy nisy tamin'ireo firenena ireo mba nanao fifidianana. ... Global Voices 3 w
Tiorkia, manatevina ny laharan'ireo firenena mihevitra hametraka lalàna momba ny olon'ny avy any ive... CC BY  — Mihevitra hampandany lalàna momba ireo mpitsikilon'ny avy any ivelany i Tiorkia, izay naroso tao anatin'ny fehezam-pitsaràna faha-9 ... Global Voices 3 w
Mbola vitsy ny vehivavy mpitarika eo amin'ny sehatra politika thailandey. Inona no azo atao? CC BY  — "Miasa fatratra mba hiady amin'ny fanilikilihana momba ny lahy sy ny vavy, hanatsara ny fari-piainan'ny vahoaka, ary ho lasa ohatra velona ho an'ny taranaka ho avy ny vehivavy mpitarika eo amin'ny politika eo an-toerana." ... Global Voices 3 w
Miomana ny hanidy ilay sisintany farany fiampitàna iraisany amin'i Belarosia i Pôlônina, raha mbola ... CC BY  — ‘Toy ny ao Finland, resaka mandeha ao Pôlônina ny hoe fifindramonina atao fitaovana no misy, atosiky ny firenena iray feno fankahalàna avy any ivelany, fa tsy ny fijerena ireo filàna araka ny maha-olombelona an'ireo olona mifindra.’ ... Global Voices 3 w
Ireo ekipa an-dranomasina mitazona an'i Afrika ho afaka mifandray amin'ny aterineto CC BY  — "Mpiasa sy teknisiàna tena manampahaizana manokana no maka sy manamboatra ireo hosona izay indraindray mahatratra an-kilaometatra ny halalina misy azy any an-dranomasina” ... Global Voices 3 w
Tafavoaka ho tsy lany tamingana ny wombat be volon'orona any Aostralia avaratra CC BY  — Tao anaty fotoana mahafinaritra ho amin'ny tanjona ara-piarovana, navotsotra ireo wombat voalohany misy volon'orona avy any avaratra mba hizaha ny toeram-ponenany vaovao ao amin'ny alan'ny fanjakana Powrunna akaikin'i St George any atsimo-andrefan'i Queensland. ... Global Voices 3 w